12 lines
935 B
Markdown
12 lines
935 B
Markdown
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
|
|
|
|
Mosesy miresaka amin'ireo Israelita toy ny hoe olona iray ihany izy ireo, noho izany dia "ianao" no ampiasaina.
|
|
|
|
# na lavitra loatra ny hanakaranao azy
|
|
|
|
Mosesy dia miresaka ny fahafahana mahatakatra izay hangatahin'ny didy amin'ny olona mba hatao toy ny hoe afaka manakatra zavatra azo tsapain-tanana izany olona izany. DH: "na ho sarotra loatra aminao ny hahatakatra izay hangatahin'i Yaveh mba hataonao"
|
|
|
|
# Iza no hiakatra any an-danitra ho antsika sy hitondra izany midina aty amintsika ary manome fahafahana antsika handre izany, mba hanaovantsika izany?
|
|
|
|
Eto Mosesy dia mampiasa fanontaniana fampisainana mba hanamafisana fa ny vahoakan'Israely dia mieritreritra fa sarotra loatra ho azy ireo ny hahafantatra ireo didin'i Yaveh. DH: "Tsy maintsy misy olona mankany an-danitra mba hianatra ny didin'Andriamanitra ary avy eo miverina mba hilaza izany amintsika mba hahafantsika mankato izany"
|