plt_tn/deu/25/11.md

12 lines
524 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Mosesy dia miresaka amin'ireo Israelita toy ny hoe olona iray ihany izy ireo, noho izany dia "ianao" no ampiasaina.
# eny an-tanan'izay namely azy
Eto ny hoe "tanana" dia maneho ny hery na fahefana. DH: "mba tsy hamely azy indray ilay iray izay namely azy" na "amin'ilay lehilahy izay mamely azy"
# tsy tokony hanana famindram-po ny masonao
Eto ny hoe "maso" dia midika hoe ilay olona mihitsy. DH: "tsy tokony halahelo azy ianao" na "tsy tokony hampiseho famindram-po aminy ianao"