# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Mosesy dia miresaka amin'ireo Israelita toy ny hoe olona iray ihany izy ireo, noho izany dia "ianao" no ampiasaina. # eny an-tanan'izay namely azy Eto ny hoe "tanana" dia maneho ny hery na fahefana. DH: "mba tsy hamely azy indray ilay iray izay namely azy" na "amin'ilay lehilahy izay mamely azy" # tsy tokony hanana famindram-po ny masonao Eto ny hoe "maso" dia midika hoe ilay olona mihitsy. DH: "tsy tokony halahelo azy ianao" na "tsy tokony hampiseho famindram-po aminy ianao"