plt_tn/deu/24/05.md

12 lines
344 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Mosesy mbola miresaka amin'ny vahoakan'Israely.
# Raha misy lehilahy vao nampaka-bady
"raha misy lehilahy vao vita mariazy tamin'ny vehivavy iray"
# na baikoina handeha hanao asa an-terivozona
DH: "tsy tokony hisy olona hanery azy hipetraka lavitry ny tranony sy handeha hanao ny karazan'asa rehetra"