plt_tn/deu/24/05.md

344 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Mosesy mbola miresaka amin'ny vahoakan'Israely.

Raha misy lehilahy vao nampaka-bady

"raha misy lehilahy vao vita mariazy tamin'ny vehivavy iray"

na baikoina handeha hanao asa an-terivozona

DH: "tsy tokony hisy olona hanery azy hipetraka lavitry ny tranony sy handeha hanao ny karazan'asa rehetra"