plt_tn/deu/22/16.md

789 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Mosesy mbola miresaka amin'ny vahoakan'Israely.

nanendrikendrika azy tamin'ny zava-mahamenatra izy

Afaka atao mazava tsara ny hevitr'ity fehezanteny ity. DH: "nanendrikendrika azy ho niara-nandry tamin'olona izy talohan'ny nanambadiany azy"

Tsy hitako tao amin'ny zanakareo vavy ny porofon'ny maha virjiny azy

DH: "tsy afaka manaporofo ny zanakao vavy hoe virijiny izy"

Kanefa ity ny porofo amin'ny maha virijiny ny zanako vavy

DH: "Kanefa ity dia manaporofo fa virijny ny zanako vavy"

Avy eo izy ireo dia hamelatra ny fitafiany eo anatrehan'ireo loholon'ny tanàna

Afaka atao mazava tsara ny hevitr'ity fehezanteny ity. DH: "Avy eo ilay reny sy ray hampiseho ilay akanjo misy tasin-drà amin'ireo loholona ho porofo fa virijiny izy"