plt_tn/deu/22/16.md

20 lines
789 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Mosesy mbola miresaka amin'ny vahoakan'Israely.
# nanendrikendrika azy tamin'ny zava-mahamenatra izy
Afaka atao mazava tsara ny hevitr'ity fehezanteny ity. DH: "nanendrikendrika azy ho niara-nandry tamin'olona izy talohan'ny nanambadiany azy"
# Tsy hitako tao amin'ny zanakareo vavy ny porofon'ny maha virjiny azy
DH: "tsy afaka manaporofo ny zanakao vavy hoe virijiny izy"
# Kanefa ity ny porofo amin'ny maha virijiny ny zanako vavy
DH: "Kanefa ity dia manaporofo fa virijny ny zanako vavy"
# Avy eo izy ireo dia hamelatra ny fitafiany eo anatrehan'ireo loholon'ny tanàna
Afaka atao mazava tsara ny hevitr'ity fehezanteny ity. DH: "Avy eo ilay reny sy ray hampiseho ilay akanjo misy tasin-drà amin'ireo loholona ho porofo fa virijiny izy"