24 lines
911 B
Markdown
24 lines
911 B
Markdown
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
|
|
|
|
Mosesy manohy miresaka amin'ny vahoakan'Israely.
|
|
|
|
# hiteny amin'ny vahoaka
|
|
|
|
"hiteny amin'ireo miaramilan'Israely"
|
|
|
|
# Aoka tsy ho reraka ny fonareo. Aza matahotra na mangovitra. Aza matahotra azy ireo
|
|
|
|
Ireo fomba fiteny efatra ireo dia samy mitovy hevitra avokoa ary manamafy tsara fa tsy tokony hatahotra izy ireo. Raha toa ny fiteninao tsy manana fomba efatra hilazana io foto-kevitra io, dia afaka mampiasa latsaky ny efatra ianao.
|
|
|
|
# Aoka tsy ho reraka ny fonareo
|
|
|
|
Eto ny hoe "fo" dia maneho ny herim-pon'ny olona. Satria ny hoe fo reraka dia fomba fiteny izay midika hoe "aza matahotra."
|
|
|
|
# Fa i Yaveh Andriamanitrareo no hiaraka handeha aminareo mba hiady amin'ny fahavalonareo
|
|
|
|
Yaveh mandresy ireo fahavalon'ny vahoakan'Israely dia resahina toy ny hoe mpiady izay hiady miaraka amin'ny vahoakan'Israely i Yaveh.
|
|
|
|
# mba hamonjy anareo
|
|
|
|
"mba hanome fandresena anareo"
|