plt_tn/deu/20/02.md

911 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Mosesy manohy miresaka amin'ny vahoakan'Israely.

hiteny amin'ny vahoaka

"hiteny amin'ireo miaramilan'Israely"

Aoka tsy ho reraka ny fonareo. Aza matahotra na mangovitra. Aza matahotra azy ireo

Ireo fomba fiteny efatra ireo dia samy mitovy hevitra avokoa ary manamafy tsara fa tsy tokony hatahotra izy ireo. Raha toa ny fiteninao tsy manana fomba efatra hilazana io foto-kevitra io, dia afaka mampiasa latsaky ny efatra ianao.

Aoka tsy ho reraka ny fonareo

Eto ny hoe "fo" dia maneho ny herim-pon'ny olona. Satria ny hoe fo reraka dia fomba fiteny izay midika hoe "aza matahotra."

Fa i Yaveh Andriamanitrareo no hiaraka handeha aminareo mba hiady amin'ny fahavalonareo

Yaveh mandresy ireo fahavalon'ny vahoakan'Israely dia resahina toy ny hoe mpiady izay hiady miaraka amin'ny vahoakan'Israely i Yaveh.

mba hamonjy anareo

"mba hanome fandresena anareo"