36 lines
1.3 KiB
Markdown
36 lines
1.3 KiB
Markdown
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
|
|
|
|
Mosesy manohy miresaka amin'ny vahoakan'Israely.
|
|
|
|
# Rehefa tonga any amin'ny tany ianareo
|
|
|
|
Ny teny hoe "tonga" dia afaka adika hoe "miditra"
|
|
|
|
# dia hoy ianareo hoe: "Hametraka mpanjaka eo amiko aho, tahaka ireo firenena rehetra izay manodidina ahy,'
|
|
|
|
DH: "dia hanapa-kevitra ianareo fa mila mpanjaka tahaka ny hananan'ireo olona eo amin'ireo firenena izay manodidina anareo mpanjaka"
|
|
|
|
# Hametraka mpanjaka eo amiko aho ... manodidina ahy
|
|
|
|
DH: "Hametraka mpanjaka eo amintsika isika ... manodidina antsika"
|
|
|
|
# Hametraka mpanjaka eo amiko
|
|
|
|
Ny manome olona iray ny fahefana hanapaka ho mpanjaka ao amin'Israely dia resahina toy ny hoe mametraka ilay olona eo amin'ny toerana ambonin'izy ireo ny vahoaka.
|
|
|
|
# ireo firenena rehetra izay manodidina ahy
|
|
|
|
"ireo firenena rehetra manodidina"
|
|
|
|
# ireo firenena rehetra
|
|
|
|
Ny hoe "ireo firenena rehetra" eto dia maneho ny vahoaka izay monina ao amin'ireo firenena.
|
|
|
|
# olona avy amin'ireo rahalahinareo
|
|
|
|
"iray amin'ireo Israelita namanareo"
|
|
|
|
# vahiny, izay tsy rahalahinareo, eo aminareo
|
|
|
|
Manana dika mitovy ireo. Samy maneho olona iray izay tsy Israelita. Yaveh dia manamafy fa ny vahoakan'Israely dia tsy tokony hamela vahiny hanapaka eo amin'izy ireo. DH: "vahiny eo aminareo" na "olona tsy Israelita eo aminareo"
|