12 lines
493 B
Markdown
12 lines
493 B
Markdown
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
|
|
|
|
Mosesy manohy miresaka amin'ny vahoakan'Israely.
|
|
|
|
# zavatra izay maty ho azy
|
|
|
|
Ity dia midika hoe biby izay maty amin'ny fahafatesana voajanahary.
|
|
|
|
# Fa ianareo dia firenena izay voatokana ho an'i Yaveh Andriamanitrareo
|
|
|
|
Yaveh misafidy ny vahoakan'Israely mba ho Azy amin'ny fomba miavaka dia resahina toy ny hoe atokan'i Yaveh amin'ireo firenena hafa rehetra izy ireo. DH: "Fa Yaveh Andriamanitrareo dia nanokana anareo tamin'ireo firenena hafa rehetra"
|