# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Mosesy manohy miresaka amin'ny vahoakan'Israely. # zavatra izay maty ho azy Ity dia midika hoe biby izay maty amin'ny fahafatesana voajanahary. # Fa ianareo dia firenena izay voatokana ho an'i Yaveh Andriamanitrareo Yaveh misafidy ny vahoakan'Israely mba ho Azy amin'ny fomba miavaka dia resahina toy ny hoe atokan'i Yaveh amin'ireo firenena hafa rehetra izy ireo. DH: "Fa Yaveh Andriamanitrareo dia nanokana anareo tamin'ireo firenena hafa rehetra"