24 lines
1.1 KiB
Markdown
24 lines
1.1 KiB
Markdown
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
|
|
|
|
Mosesy manohy miresaka amin'ny vahoakan'Israely.
|
|
|
|
# nisy mpiara-belona ratsy fanahy sasany niala teo aminareo
|
|
|
|
Ny hoe "teo aminareo" dia midika fa ireo olona ratsy fanahy ireo dia Israelita izay nonina tao amin'ny fiarahamonin'izy ireo.
|
|
|
|
# nitarika ireo mponina teo amin'ny tanànan'izy ireo hoe: 'Andeha isika hanompo andriamanitra hafa izay mbola tsy fantatrareo.'
|
|
|
|
DH: "nanadresy lahatra an'ireo izay nonina tao amin'ny tanànan'izy ireo mba handeha sy hanompo andriamanitra hafa izay tsy fantatr'izy ireo"
|
|
|
|
# nitarika ireo mponina teo amin'ny tanànan'izy ireo hoe
|
|
|
|
Ny olona miezaka manajanona olona iray hafa amin'ny fankatoavana an'i Yaveh dia resahina toy ny hoe miezaka mampivily olona ara-batana sy handao an'i Yaveh ilay olona
|
|
|
|
# handinika ny porofo, hanao fikarohana, ary hanadihady lalina izany
|
|
|
|
Ireo fehezanteny rehetra ireo dia manana dika mitovy. Mosesy dia manamafy fa tsy maintsy mikaroka tsara izay tena nitranga marina tao amin'ilay tanàna izy ireo.
|
|
|
|
# natao teo aminareo ny zavatra fahavetavetana tahaka izany
|
|
|
|
DH: "fa nanao zavatra mahatsiravina tahaka izany ny olona teo amin'ilay tanàna"
|