12 lines
698 B
Markdown
12 lines
698 B
Markdown
# izy niezaka hitaona anareo hanalavitra an'i Yaveh Andriamanitrareo
|
|
|
|
"hampivily anareo lavitra an'i Yaveh." Ny olona miezaka manajanona olona iray hafa amin'ny fankatoavana an'i Yaveh dia resahina toy ny hoe miezaka mampivily olona ara-batana sy handao an'i Yaveh ilay olona. DH: "izy niezaka nanao anao tsy hankato an'i Yaveh"
|
|
|
|
# hiala tao amin'ilay tany fanandevozana
|
|
|
|
Eto ny hoe "tany fanandevozana" dia maneho an'i Egypta izay nandevozana ny vahoakan'Israely. DH: "hiala tao amin'ilay toerana izay nanandevozana anareo"
|
|
|
|
# Handre sy hatahotra ny Israely rehetra
|
|
|
|
Izany dia midika fa rehefa mandre momban'ilay olona izay novonoina ny vahoala, dia hatahotra ny hanao tahaka ny nataony izy ireo.
|