plt_tn/deu/13/10.md

698 B

izy niezaka hitaona anareo hanalavitra an'i Yaveh Andriamanitrareo

"hampivily anareo lavitra an'i Yaveh." Ny olona miezaka manajanona olona iray hafa amin'ny fankatoavana an'i Yaveh dia resahina toy ny hoe miezaka mampivily olona ara-batana sy handao an'i Yaveh ilay olona. DH: "izy niezaka nanao anao tsy hankato an'i Yaveh"

hiala tao amin'ilay tany fanandevozana

Eto ny hoe "tany fanandevozana" dia maneho an'i Egypta izay nandevozana ny vahoakan'Israely. DH: "hiala tao amin'ilay toerana izay nanandevozana anareo"

Handre sy hatahotra ny Israely rehetra

Izany dia midika fa rehefa mandre momban'ilay olona izay novonoina ny vahoala, dia hatahotra ny hanao tahaka ny nataony izy ireo.