plt_tn/deu/13/08.md

20 lines
741 B
Markdown

# Aza manaiky azy
"Aza manaiky izay tiany"
# Tsy tokony hanana famindram-po aminy ihany koa ny masonareo
Eto ny hoe "masonareo" dia maneho ilay olona mihitsy. DH: "Tsy tokony hijery azy amim-pamindram-po ianareo" na "tsy tokony haneho famindram-po aminy ianareo"
# na hiantra azy na hanafina azy
"na hampiseho famindram-po aminy na hanafina amin'ny hafa ny amin'izay nataony"
# ny tananareo no ho voalohany hamono azy
Ity dia midika fa mila manipy ny vato voalohany any amin'ilay olona meloka izy. Ny teny hoe "tanana" dia maneho ilay olona mihitsy. DH: "ianareo no tsy maintsy mamely azy voalohany mba hamono azy"
# ny tanan'ny vahoaka rehetra
Eto ny hoe "tanana" dia maneho ilay olona mihitsy. DH: "hanatona anareo ny olona hafa"