plt_tn/deu/13/08.md

741 B

Aza manaiky azy

"Aza manaiky izay tiany"

Tsy tokony hanana famindram-po aminy ihany koa ny masonareo

Eto ny hoe "masonareo" dia maneho ilay olona mihitsy. DH: "Tsy tokony hijery azy amim-pamindram-po ianareo" na "tsy tokony haneho famindram-po aminy ianareo"

na hiantra azy na hanafina azy

"na hampiseho famindram-po aminy na hanafina amin'ny hafa ny amin'izay nataony"

ny tananareo no ho voalohany hamono azy

Ity dia midika fa mila manipy ny vato voalohany any amin'ilay olona meloka izy. Ny teny hoe "tanana" dia maneho ilay olona mihitsy. DH: "ianareo no tsy maintsy mamely azy voalohany mba hamono azy"

ny tanan'ny vahoaka rehetra

Eto ny hoe "tanana" dia maneho ilay olona mihitsy. DH: "hanatona anareo ny olona hafa"