plt_tn/deu/12/28.md

741 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Mosesy manohy miresaka amin'ny vahoakan'Israely.

Tandremo ary henoy ny teny rehetra izay handidiko anao

Eto ny hoe "teny" dia manambara izay lazain'i Mosesy. DH: "Henoy tsara ary ankatoavy ny zavatra rehetra izay handidiko anao"

mba ho lavorary ny aminao sy ny taranaka mandimby anao mandrakizay

Eto ny hoe "taranaka mandimby" dia midika hoe ireo taranany rehetra. DH: "mba hambinina ianao sy ny taranakao"

rehefa manao izay tsara sy marina ianao

Ny teny hoe "tsara" sy "marina" dia manana dika mitovy ary manamafy ny lanjan'ny fitondra-tena mendrika. DH: "rehefa manao izay marina ianao"

eo imason'i Yaveh

Eto ny hoe "maso" dia maneho ny eritreritra na hevitra. DH: "araka an'i Yaveh"