plt_tn/deu/12/28.md

20 lines
741 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Mosesy manohy miresaka amin'ny vahoakan'Israely.
# Tandremo ary henoy ny teny rehetra izay handidiko anao
Eto ny hoe "teny" dia manambara izay lazain'i Mosesy. DH: "Henoy tsara ary ankatoavy ny zavatra rehetra izay handidiko anao"
# mba ho lavorary ny aminao sy ny taranaka mandimby anao mandrakizay
Eto ny hoe "taranaka mandimby" dia midika hoe ireo taranany rehetra. DH: "mba hambinina ianao sy ny taranakao"
# rehefa manao izay tsara sy marina ianao
Ny teny hoe "tsara" sy "marina" dia manana dika mitovy ary manamafy ny lanjan'ny fitondra-tena mendrika. DH: "rehefa manao izay marina ianao"
# eo imason'i Yaveh
Eto ny hoe "maso" dia maneho ny eritreritra na hevitra. DH: "araka an'i Yaveh"