plt_tn/deu/12/23.md

619 B

fa aina ny rà

Eto ny fomba hihazonan'ny rà ny aina dia resahina toy ny hoe ilay rà mihitsy no aina. DH: "fa mihazona ny aina ny rà" na "fa mamelona ny biby sy ny olona ny rà"

aoka tsy hihinana ny aina miaraka amin'ny hena ianao

Ny teny hoe "aina" dia manambara ny rà izay mihazona ny aina. DH: "aoka ianao tsy hihinana izay mihazona ny aina miraka amin'ny hena" na "aoka ianao tsy hihinana ny rà, izay mihazona ny aina, miaraka amin'ny hena"

izay marina eo imason'i Yaveh

Eto ny hoe "maso" dia manambara ny eritreritra na hevitra. DH: "izay marina araka an'i Yaveh" na "izay lazain'i Yaveh fa marina"