plt_tn/deu/12/23.md

12 lines
619 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# fa aina ny rà
Eto ny fomba hihazonan'ny rà ny aina dia resahina toy ny hoe ilay rà mihitsy no aina. DH: "fa mihazona ny aina ny rà" na "fa mamelona ny biby sy ny olona ny rà"
# aoka tsy hihinana ny aina miaraka amin'ny hena ianao
Ny teny hoe "aina" dia manambara ny rà izay mihazona ny aina. DH: "aoka ianao tsy hihinana izay mihazona ny aina miraka amin'ny hena" na "aoka ianao tsy hihinana ny rà, izay mihazona ny aina, miaraka amin'ny hena"
# izay marina eo imason'i Yaveh
Eto ny hoe "maso" dia manambara ny eritreritra na hevitra. DH: "izay marina araka an'i Yaveh" na "izay lazain'i Yaveh fa marina"