12 lines
356 B
Markdown
12 lines
356 B
Markdown
# manitatra ny sisin-taninao
|
|
|
|
"manitatra ny faritrao" na "manome anao tany maro kokoa"
|
|
|
|
# niteny ianao hoe: 'Hihinana nofo aho,' nohon'ny fanirianao hihinan-kena
|
|
|
|
DH: "ary manapa-kevitra ianao fa maniry ny hihinan-kena"
|
|
|
|
# araka izay irian'ny fanahinao
|
|
|
|
Eto ny hoe "fanahy" dia maneho ilay olona mihitsy. DH: "araka izay tianao" na "araka izay tadiavinao"
|