356 B
356 B
manitatra ny sisin-taninao
"manitatra ny faritrao" na "manome anao tany maro kokoa"
niteny ianao hoe: 'Hihinana nofo aho,' nohon'ny fanirianao hihinan-kena
DH: "ary manapa-kevitra ianao fa maniry ny hihinan-kena"
araka izay irian'ny fanahinao
Eto ny hoe "fanahy" dia maneho ilay olona mihitsy. DH: "araka izay tianao" na "araka izay tadiavinao"