20 lines
715 B
Markdown
20 lines
715 B
Markdown
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
|
|
|
|
Mosesy manohy milaza ny vahoakan'Israely ny tenin'i Yaveh toy ny hoe olona iray ireo Israelita.
|
|
|
|
# Handringana ny vondron'olona rehetra ianao
|
|
|
|
"Mandidy anao mba handrava tanteraka ireo vondron'olona rehetra Aho"
|
|
|
|
# tsy hiantra azy ireo ny masonao
|
|
|
|
Baiko ity. Mosesy dia miresaka toy ny hoe ilay maso mihitsy izay hitan'ny maso. DH: "aza avela hampiantra anao azy ireo izay hitanao" na "aza miantra azy ireo satria hoe hitanao fa mandratra azy ireo ny ataonao"
|
|
|
|
# tsy hanompo
|
|
|
|
"aza manompo mihitsy"
|
|
|
|
# ho fandrika ho anao izany
|
|
|
|
Raha manompo andriamanitra hafa ny vahoaka, dia ho toy ny biby tratra ao anaty fandriky ny mpihaza izy ireo, ary tsy ho afaky ny hitsoaka izy ireo.
|