plt_tn/deu/07/16.md

715 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Mosesy manohy milaza ny vahoakan'Israely ny tenin'i Yaveh toy ny hoe olona iray ireo Israelita.

Handringana ny vondron'olona rehetra ianao

"Mandidy anao mba handrava tanteraka ireo vondron'olona rehetra Aho"

tsy hiantra azy ireo ny masonao

Baiko ity. Mosesy dia miresaka toy ny hoe ilay maso mihitsy izay hitan'ny maso. DH: "aza avela hampiantra anao azy ireo izay hitanao" na "aza miantra azy ireo satria hoe hitanao fa mandratra azy ireo ny ataonao"

tsy hanompo

"aza manompo mihitsy"

ho fandrika ho anao izany

Raha manompo andriamanitra hafa ny vahoaka, dia ho toy ny biby tratra ao anaty fandriky ny mpihaza izy ireo, ary tsy ho afaky ny hitsoaka izy ireo.