24 lines
1.1 KiB
Markdown
24 lines
1.1 KiB
Markdown
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
|
|
|
|
Mosesy manohy milaza amin'ny vahoakan'Israely ny tenin'i Yaveh toy ny hoe olona iray ihany ireo Israelita.
|
|
|
|
# Ho voatahy kokoa noho ireo olona hafa rehetra ianao
|
|
|
|
DH: "Hitahy anao mihoatra noho ny fitahiako ireo olona hafa Aho"
|
|
|
|
# tsy hisy lehilahy momba na vehivavy momba eo aminareo na eo amin'ny biby fiompinareo
|
|
|
|
Mosesy dia mampiasa ity karazana fanambarana ity mba hanamafisana fa afaka ny hanan-janaka avokoa izy rehetra. DH: "Afaka ny hanan-janaka avokoa ianareo rehetra ary afaka ny hiteraka ny biby fiompinareo"
|
|
|
|
# eo aminareo ... eo amin'ny biby fiompinareo
|
|
|
|
Be dia be no resahana eto.
|
|
|
|
# Hanala ny aretina rehetra aminao
|
|
|
|
"haka antoka mba tsy harary ianao" na "hihazona anao ho salama tanteraka"
|
|
|
|
# tsy misy amin'ireo aretin-dratsin'i Egypta ... tsy hataony mahazo anao ... fa ho ataony amin'ireo rehetra izay mankahala anao izany
|
|
|
|
Mosesy dia miresaka ny aretina toy ny hoe zavatra mavesatra izay apetrak'i Yaveh eo ambonin'ny olona. DH: "tsy hamparary anao amin'ny aretin-dratsy Izy ... fa hamparary ireo fahavalonao amin'izany"
|