plt_tn/deu/07/14.md

1.1 KiB

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Mosesy manohy milaza amin'ny vahoakan'Israely ny tenin'i Yaveh toy ny hoe olona iray ihany ireo Israelita.

Ho voatahy kokoa noho ireo olona hafa rehetra ianao

DH: "Hitahy anao mihoatra noho ny fitahiako ireo olona hafa Aho"

tsy hisy lehilahy momba na vehivavy momba eo aminareo na eo amin'ny biby fiompinareo

Mosesy dia mampiasa ity karazana fanambarana ity mba hanamafisana fa afaka ny hanan-janaka avokoa izy rehetra. DH: "Afaka ny hanan-janaka avokoa ianareo rehetra ary afaka ny hiteraka ny biby fiompinareo"

eo aminareo ... eo amin'ny biby fiompinareo

Be dia be no resahana eto.

Hanala ny aretina rehetra aminao

"haka antoka mba tsy harary ianao" na "hihazona anao ho salama tanteraka"

tsy misy amin'ireo aretin-dratsin'i Egypta ... tsy hataony mahazo anao ... fa ho ataony amin'ireo rehetra izay mankahala anao izany

Mosesy dia miresaka ny aretina toy ny hoe zavatra mavesatra izay apetrak'i Yaveh eo ambonin'ny olona. DH: "tsy hamparary anao amin'ny aretin-dratsy Izy ... fa hamparary ireo fahavalonao amin'izany"