plt_tn/deu/06/18.md

8 lines
378 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Mosesy manohy milaza ny tenin'i Yaveh amin'ny vahoakan'Israely toy ny hoe olona iray ihany ireo Israelita
# Hanao izay marina sy tsara eo imason'i Yaveh ianao
Ity fomba fiteny ity dia baiko sy tso-drano. Raha mankatoa an'i Yaveh ireo Israelita, dia handray fitahiana avy amin'i Yaveh. DH: "Ataovy izay lazain'i Yaveh fa marina sy tsara"