378 B
378 B
Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Mosesy manohy milaza ny tenin'i Yaveh amin'ny vahoakan'Israely toy ny hoe olona iray ihany ireo Israelita
Hanao izay marina sy tsara eo imason'i Yaveh ianao
Ity fomba fiteny ity dia baiko sy tso-drano. Raha mankatoa an'i Yaveh ireo Israelita, dia handray fitahiana avy amin'i Yaveh. DH: "Ataovy izay lazain'i Yaveh fa marina sy tsara"