plt_tn/deu/04/37.md

352 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Mosesy manohy miresaka amin'ireo vahoakan'Israely toy ny hoe olona iray ihany izy ireo.

razambenao

Ity dia maneho an'i Abrahama, Isaka, Jakoba, ary ireo zanaka lahin'i Jakoba.

teo amin'ny fanatrehany, tamin'ny heriny lehibe

"tamin'ny hery lehibe izay avy tamin'ny fanatrehany" na "tamin'ny heriny lehibe"