# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Mosesy manohy miresaka amin'ireo vahoakan'Israely toy ny hoe olona iray ihany izy ireo. # razambenao Ity dia maneho an'i Abrahama, Isaka, Jakoba, ary ireo zanaka lahin'i Jakoba. # teo amin'ny fanatrehany, tamin'ny heriny lehibe "tamin'ny hery lehibe izay avy tamin'ny fanatrehany" na "tamin'ny heriny lehibe"