plt_tn/deu/04/32.md

695 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Mosesy manohy miresaka amin'ny vahoakan'Israely toy ny hoe olona iray ihany izy ireo.

Moa ve efa nisy vahoaka nandre ny feon'Andriamanitra niteny avy teo afovoan'ny afo, tahaka ny nandrenesanareo, ka velona?

Eto ny vahoakan'Israely dia ampatsiahivina ny fomba niresahan'i Yaveh tamin'izy ireo tamin'ny fomba mahagaga tany aloha. Ity fanontaniana fampisainana ity dia afaka atao fanambrana. DH: "Tsy misy olona ankoatra anareo nandre an' Andriamanitra niresaka avy eo afovoan'ny afo ka velona."

nandre ny feon'Andriamanitra niteny

Ny teny hoe "feo" dia entina maneho an'Andriamanitra, izay niteny. DH: "nandre ny feon'Andriamanitra raha niteny Izy"