12 lines
695 B
Markdown
12 lines
695 B
Markdown
|
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
|
||
|
|
||
|
Mosesy manohy miresaka amin'ny vahoakan'Israely toy ny hoe olona iray ihany izy ireo.
|
||
|
|
||
|
# Moa ve efa nisy vahoaka nandre ny feon'Andriamanitra niteny avy teo afovoan'ny afo, tahaka ny nandrenesanareo, ka velona?
|
||
|
|
||
|
Eto ny vahoakan'Israely dia ampatsiahivina ny fomba niresahan'i Yaveh tamin'izy ireo tamin'ny fomba mahagaga tany aloha. Ity fanontaniana fampisainana ity dia afaka atao fanambrana. DH: "Tsy misy olona ankoatra anareo nandre an' Andriamanitra niresaka avy eo afovoan'ny afo ka velona."
|
||
|
|
||
|
# nandre ny feon'Andriamanitra niteny
|
||
|
|
||
|
Ny teny hoe "feo" dia entina maneho an'Andriamanitra, izay niteny. DH: "nandre ny feon'Andriamanitra raha niteny Izy"
|