plt_tn/deu/04/25.md

1.1 KiB

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Mosesy manohy miresaka amin'ny vahoakan'israely.

Rehefa manan-janaka ... Yaveh Andriamanitrao

Tokony ho "ianao" avokoa fa tsy "ianareo"

manan-janaka

lasa ray, na lasa razamben'i

raha manimba ny tenanao

"raha manao izay ratsy."

ary manao izay ratsy eo imason'i Yaveh Andriamanitrao, mba hampihetsika ny fahatezerany

Fomba fiteny ity. DH: "ary mampahatezitra an'i Yaveh Andriamanitrao ianao amin'ny fanaovana izay lazainy fa ratsy"

dia miantso ny lanitra sy ny tany aho anio ho vavolombelona

Ireo mety ho heviny dia 1) Mosesy dia miantso an'ireo rehetra izay mipetraka any an-danitra sy ety an-tany mba ho vavolombelona amin'izay lazainy na 2) Mosesy dia miresaka ny lanitra sy tany toy ny hoe olona ireo, ary miantso ireo mba ho vavolombelona amin'izay lazainy izy"

tsy ho lava andro ao ianareo

DH: "tsy ho ela velona ianao"

fa ho ringana tanteraka

Araka ny voalaza ao amin'ny 4:27, dia tsy ny Israelita rehetra no ho vonoina. Eto ny hoe "ringana tanteraka" dia manamafy fa maro amin'ireo Israelita no ho faty. DH: "fa hamono maro aminareo Yaveh"