plt_tn/deu/04/25.md

32 lines
1.1 KiB
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Mosesy manohy miresaka amin'ny vahoakan'israely.
# Rehefa manan-janaka ... Yaveh Andriamanitrao
Tokony ho "ianao" avokoa fa tsy "ianareo"
# manan-janaka
lasa ray, na lasa razamben'i
# raha manimba ny tenanao
"raha manao izay ratsy."
# ary manao izay ratsy eo imason'i Yaveh Andriamanitrao, mba hampihetsika ny fahatezerany
Fomba fiteny ity. DH: "ary mampahatezitra an'i Yaveh Andriamanitrao ianao amin'ny fanaovana izay lazainy fa ratsy"
# dia miantso ny lanitra sy ny tany aho anio ho vavolombelona
Ireo mety ho heviny dia 1) Mosesy dia miantso an'ireo rehetra izay mipetraka any an-danitra sy ety an-tany mba ho vavolombelona amin'izay lazainy na 2) Mosesy dia miresaka ny lanitra sy tany toy ny hoe olona ireo, ary miantso ireo mba ho vavolombelona amin'izay lazainy izy"
# tsy ho lava andro ao ianareo
DH: "tsy ho ela velona ianao"
# fa ho ringana tanteraka
Araka ny voalaza ao amin'ny 4:27, dia tsy ny Israelita rehetra no ho vonoina. Eto ny hoe "ringana tanteraka" dia manamafy fa maro amin'ireo Israelita no ho faty. DH: "fa hamono maro aminareo Yaveh"