28 lines
854 B
Markdown
28 lines
854 B
Markdown
# Fampahafantarana amin'ny ankaponbeny
|
|
|
|
Mosesy manohy miresaka amin'ny vahoakan'Israely.
|
|
|
|
# Tamin'ireo sisa velona ... araka ny fomba fandrefesan'ny olona
|
|
|
|
Ity dia fampahafantarana fototra momban'i Oga Mpanjaka.
|
|
|
|
# Refaita
|
|
|
|
Adikao toy ny nataonao tao amin'ny 2:10 ity.
|
|
|
|
# Indro!
|
|
|
|
"Henoy tsara ny zavatra manan-danja izay ho lazaiko anareo."
|
|
|
|
# Moa tsy tany Raba, ... Amona ve izany?
|
|
|
|
Mampiasa fanontaniana ny mpanoratra mba hampatsiahivana ny vahoakan'Israely fa afaka mandeha any Raba sy mijery ny mety halehiben'i Oga izy ireo. Afaka atao fanambarana ity fanontaniana ity. Ireo mety ho heviny dia 1) "tany Raba, izay nonenan'ireo taranak'i Amona izany." na 2) "any Raba, izay nonenan'ireo taranak'i Amona izany."
|
|
|
|
# hakiho
|
|
|
|
46 santimetatra ny hakiho iray.
|
|
|
|
# araka ny fomba fandrefesan'ny olona
|
|
|
|
"araka ny hakiho izay fampiasan'ny ankamaroan'ny olona"
|