plt_tn/deu/03/11.md

854 B

Fampahafantarana amin'ny ankaponbeny

Mosesy manohy miresaka amin'ny vahoakan'Israely.

Tamin'ireo sisa velona ... araka ny fomba fandrefesan'ny olona

Ity dia fampahafantarana fototra momban'i Oga Mpanjaka.

Refaita

Adikao toy ny nataonao tao amin'ny 2:10 ity.

Indro!

"Henoy tsara ny zavatra manan-danja izay ho lazaiko anareo."

Moa tsy tany Raba, ... Amona ve izany?

Mampiasa fanontaniana ny mpanoratra mba hampatsiahivana ny vahoakan'Israely fa afaka mandeha any Raba sy mijery ny mety halehiben'i Oga izy ireo. Afaka atao fanambarana ity fanontaniana ity. Ireo mety ho heviny dia 1) "tany Raba, izay nonenan'ireo taranak'i Amona izany." na 2) "any Raba, izay nonenan'ireo taranak'i Amona izany."

hakiho

46 santimetatra ny hakiho iray.

araka ny fomba fandrefesan'ny olona

"araka ny hakiho izay fampiasan'ny ankamaroan'ny olona"