plt_tn/deu/02/06.md

36 lines
1.2 KiB
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Mosesy manohy mampianatra ny Israely ny amin'ny fomba tokony hitondran'izy ireo ny taranak'i Esao.
# Vola no hividiananareo sakafo amin'izy ireo
Yaveh dia manome azy ireo fahafahana na fampianarana, fa tsy baiko, ary milaza azy ireo mba tsy hangalatra Izy. "Manome alalana anareo hividy sakafo amin'izy ireo Aho" na "Raha mila sakafo ianareo, dia mila mividy izany amin'izy ireo"
# amin'izy ireo
"amin'ny taranak'i Esao"
# vola
Raha tsy ilaina io teny io na tsy mampazana ilay fandikana teny, dia afaka esorinao izany.
# Andriamanitrao dia nitahy anao ... tananao ... ny fandehananao ... niaraka taminao ... Andriamanitrao ... tsy ory na inona na inona ianao
Mosesy miresaka amin'ireo Israelita toy ny hoe olona iray ihany izy ireo, koa "ianao" avokoa fa tsy "ianareo"
# anao tamin'ny asan'ny tananao rehetra
Ny hoe "asan'ny tananao" dia maneho ny asa rehetra izay nataon'izy ireo. DH: "ny asanao rehetra"
# efa fantany ny fandehananao
Ity dia entina milaza hoe "fantany izay nitranga taminao tamin'ny ianao nandeha an-tongotra"
# efe-polo taona
"40 taona"
# tsy ory na inona na inona ianao
Ity dia entina milaza hoe "nanana izay rehetra nilainao ianao"