plt_tn/deu/01/34.md

24 lines
529 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Mosesy manohy mampatsiahy ny olon'Israely ny amin'izay nolazain'i Yaveh azy ireo.
# Ren'i Yaveh ny feon'ny teninareo
"Ren'i Yaveh izay nolazainareo"
# nianiana Izy ary niteny hoe
Andriamanitra dia nanao voady tsy hamela ireo izay nikomy nanohitra Azy hiditra ny tany izay nampanantenainy omena azy ireo.
# hahita
"hiditra"
# Jefone
Ity dia anaran'ny rain'i Kaleba.
# nanaraka tanteraka an'i Yaveh izy
Yaveh dia miresaka toy ny hoe olona hafa Izy. DH: "nankatoa tanteraka Ahy izy"