plt_tn/deu/01/34.md

529 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Mosesy manohy mampatsiahy ny olon'Israely ny amin'izay nolazain'i Yaveh azy ireo.

Ren'i Yaveh ny feon'ny teninareo

"Ren'i Yaveh izay nolazainareo"

nianiana Izy ary niteny hoe

Andriamanitra dia nanao voady tsy hamela ireo izay nikomy nanohitra Azy hiditra ny tany izay nampanantenainy omena azy ireo.

hahita

"hiditra"

Jefone

Ity dia anaran'ny rain'i Kaleba.

nanaraka tanteraka an'i Yaveh izy

Yaveh dia miresaka toy ny hoe olona hafa Izy. DH: "nankatoa tanteraka Ahy izy"