plt_tn/act/28/11.md

12 lines
380 B
Markdown

# Fampifandraisana ny foto-kevitra
Nitohy ny dian'i Paoly ho any Roma.
# sambon'i Aleksandria
Ireo azo handikana azy 1) "sambo iray avy any Aleksandria" na 2) "sambo iray nosoratana na nahazo alalana tany Alexandria."
# tanànan'i Sirakosa
Sirakosa dia tanàna iray any amin'ny morontsiraka atsimo atsinanan'ny nosy Sikily amin'izao fotoana izao, eo atsimo andrefan'i Italia