plt_tn/act/28/11.md

380 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra

Nitohy ny dian'i Paoly ho any Roma.

sambon'i Aleksandria

Ireo azo handikana azy 1) "sambo iray avy any Aleksandria" na 2) "sambo iray nosoratana na nahazo alalana tany Alexandria."

tanànan'i Sirakosa

Sirakosa dia tanàna iray any amin'ny morontsiraka atsimo atsinanan'ny nosy Sikily amin'izao fotoana izao, eo atsimo andrefan'i Italia