plt_tn/act/27/07.md

630 B

Rehefa niantsambo niadana nandritry ny andro maro izahay ary ny farany dia tonga tam-pahasahiranana

Azonao atao ny manazava fa ny antony nandehanan'izy ireo mora dia noho ny rivotra nitsoka nanohitra azy ireo.

tsy namela anay andeha tamin'izany lalana izany intsony ny rivotra

"tsy afaka nanohy ny dianay intsony izahay noho ny rivotra mahery"

mifanandrify amin'ny Salmona

Io dia tanàna amoron-dranomasina any Kreta.

Nanara-morona tamin-pahasahiranana izahay

Azonao atao ny milaza mazava fa na dia tsy matanjaka toy ny teo aloha aza ny rivotra, dia mbola matanjaka izy ireo ka nanano sarotra ny fandehanana sambo.