# Rehefa niantsambo niadana nandritry ny andro maro izahay ary ny farany dia tonga tam-pahasahiranana Azonao atao ny manazava fa ny antony nandehanan'izy ireo mora dia noho ny rivotra nitsoka nanohitra azy ireo. # tsy namela anay andeha tamin'izany lalana izany intsony ny rivotra "tsy afaka nanohy ny dianay intsony izahay noho ny rivotra mahery" # mifanandrify amin'ny Salmona Io dia tanĂ na amoron-dranomasina any Kreta. # Nanara-morona tamin-pahasahiranana izahay Azonao atao ny milaza mazava fa na dia tsy matanjaka toy ny teo aloha aza ny rivotra, dia mbola matanjaka izy ireo ka nanano sarotra ny fandehanana sambo.