|
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
|
|
|
|
Eto ny teny "isika" dia manondro an'i Paoly, Lioka ary ireo izay niara-dia tamin'izy ireo.
|
|
|
|
# izay nitondran'i Jolio an'i Paoly tamin'ny hatsaram-panahy
|
|
|
|
Niahy an'i Paoly tsara i Jolio.
|
|
|
|
# Pamfilia
|
|
|
|
Io dia faritany tany Azia Minora.
|