# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Eto ny teny "isika" dia manondro an'i Paoly, Lioka ary ireo izay niara-dia tamin'izy ireo. # izay nitondran'i Jolio an'i Paoly tamin'ny hatsaram-panahy Niahy an'i Paoly tsara i Jolio. # Pamfilia Io dia faritany tany Azia Minora.