plt_tn/act/26/24.md

604 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra

Nanohy niresaka niaraka i Paoly sy Agripa.

Tsy very saina aho, ry Festosy tsara indrindra fa

DH: "salama saina aho ... ary"

Festosy tsara indrindra

"Festosy, izay mendrika voninahitra ambony indrindra"

resy lahatra

DH: "Mahatoky aho"

fa tsy nisy tamin'izany nafenina taminy

DH "fa izy no mahafantatra an'izany" na "fantatrareo izany"

tany amin'ny takona

Midika izany fa manao zavatra miafina toy ny hoe nandeha ny olona iray ary nanao zavatra teo an-joron-trano iray izay tsy misy olona afaka mahita azy. DH: "amin'ny toerana maizina" na "miafina"