plt_tn/act/26/24.md

24 lines
604 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampifandraisana ny foto-kevitra
Nanohy niresaka niaraka i Paoly sy Agripa.
# Tsy very saina aho, ry Festosy tsara indrindra fa
DH: "salama saina aho ... ary"
# Festosy tsara indrindra
"Festosy, izay mendrika voninahitra ambony indrindra"
# resy lahatra
DH: "Mahatoky aho"
# fa tsy nisy tamin'izany nafenina taminy
DH "fa izy no mahafantatra an'izany" na "fantatrareo izany"
# tany amin'ny takona
Midika izany fa manao zavatra miafina toy ny hoe nandeha ny olona iray ary nanao zavatra teo an-joron-trano iray izay tsy misy olona afaka mahita azy. DH: "amin'ny toerana maizina" na "miafina"