plt_tn/act/26/22.md

571 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra

Namarana ny fiaovan'-tenany teo anatrehan'i Agripa mpanjaka i Paoly.

izay nolazain'ireo mpaninany

I Paoly dia miresaka momba ireo asa soratra iraisan'ny mpaminanin'ny Testamenta Taloha.7

amin'ireo maty

Ny andian-teny hoe "ireo maty" dia manondro ireo fanahin'ny olona efa maty.

hitory fahazavana

"hitory ny hafatry ny hazavana." Mba hilazana ny olona ny fomba hamonjen'Andriamanitra ny olona dia toy ny hoe misy olona iray miresaka momban'ny hazavana. DH: "hitory ny hafatra momba ny fomba hamonjen'Andriamanitra ny olona"