# Fampifandraisana ny foto-kevitra Namarana ny fiaovan'-tenany teo anatrehan'i Agripa mpanjaka i Paoly. # izay nolazain'ireo mpaninany I Paoly dia miresaka momba ireo asa soratra iraisan'ny mpaminanin'ny Testamenta Taloha.7 # amin'ireo maty Ny andian-teny hoe "ireo maty" dia manondro ireo fanahin'ny olona efa maty. # hitory fahazavana "hitory ny hafatry ny hazavana." Mba hilazana ny olona ny fomba hamonjen'Andriamanitra ny olona dia toy ny hoe misy olona iray miresaka momban'ny hazavana. DH: "hitory ny hafatra momba ny fomba hamonjen'Andriamanitra ny olona"